Entry |
mitehaka
(tehaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [1.1]
|
Explanations in English | To pat; to clap the hands, to applaud [1.7]
|
Explanations in French | Donner une tape à; applaudir en battant des mains [1.8]
|
Examples | Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mitehaka |
Past : |
nitehaka |
Future : |
hitehaka |
Imperative : |
mitehafa |
|
Proverbs |
|