Entry | 1 mitehaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho |
Explanations in English |
4 [1.7] to pat; to clap the hands, to applaud |
Explanations in French |
5 [1.8] donner une tape à; applaudir en battant des mains |
Examples |
6 [2.472] Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. |
Root | 7 tehaka |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitehaka |
Anagrams | 13 mihatake, mitehaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |