|
|
|
|

Entry1  matoatoa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1]
Explanations in English  5  a ghost [1.7]
Explanations in French  6  fantôme, revenant [1.3, 1.8]
7  spectre [1.8]
Examples  8  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word matoatoa
Article  11  Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30