Entry (1/3) | 1 fiandry |
Root | 2 andry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 a reserve for emergencies [1.7] |
Explanations in French |
5 ce qu'on attend, qu'on garde, la manière de garder [1.3] 6 ce qui est tenu en réserve [1.8] |
Examples |
7 Hita ny mpifoka sigara nividy taratasin-tsigara, tsy hampiasaina fa hatao fiandry, ny maro anaka nanangona kahie nohidia am-bata. [2.472] |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fiandry |
Quotes | 15 Texts mentioning fiandry |
Entry (2/3) | 16 fiandry |
Root | 17 andry |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 angatra (aretina) [Taisaka]
[1.78] 20 Aretina mampivonto ny ankasarotana [1.1] 21 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] |
Explanations in English |
22 The chronic state of certain diseases; gonorrhea. The word is also used like antratra [1.2] |
Explanations in French |
23 blennorragie [1.13] 24 blennorragie [Taisaka] [1.82] |
Vocabulary |
25 Health |
Analogs | 26 akohofotsy, ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fifia, vania |
Entry (3/3) | 27 fiandry |
Root | 28 andry |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in English |
30 a large stone placed against the outside door of a tomb [1.2] |
Anagrams | 31 drafiny, fiandry, ifindra |
Updated on 2023/09/10 |