|
|
|
|

Entry1  fiandrinaina
Elementary words  2  fiandry, aina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy
Explanations in English  5  [1.2] (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die.
Vocabulary  6  Health

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21