Entry | 1 iangarana |
Root | 2 angatra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy |
Explanations in English |
5 [1.7] to be discriminated against |
Explanations in French |
6 [1.8] qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 12 Zaza niangarana (Ravelomoria Wast) |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word iangarana |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |