Entry |
miangatra
(angatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana
[1.1]
|
Explanations in English | To show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2]
|
| To deal unfairly, to discriminate [1.7]
|
Explanations in French | Faire des partialités, des préférences [1.3, 1.8]
|
Examples |
1 | Ny tantara tsy miangatra:
[2.48]
|
2 | Miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
miangatra |
Past : |
niangatra |
Future : |
hiangatra |
Imperative : |
miangara |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|