|
|
|
|

Index

Proverbs : miangatra

Proverb 1Loa-bary miangatra, ka ny tsy miasa no feno lovia. [2.415 #3203, 2.653 #1369]
Loa-bary miangatra ka ny tsy miasa no feno vilia. [2.558 #121]
French translationDistribution partiale de riz : ce sont ceux qui ne travaillent pas, qui ont les assiettes pleines. [2.415 #3203]

Proverb 2Miangatra hianao raha taolan-doha ka hivolana! [2.558]
Miangatra hianao: taolan-doha hivolana ? [2.165 #2115, 2.653]
French translationVous vous moquez: un crâne peut-il parler? [2.165 #2115]

Proverb 3Miangatra, hoy Itsarafihavy : vao teraka dia andevolahy, ka atao Itsarafihavy. [2.415 #571, 2.653 #1719]
French translationC' est se moquer des gens, dit Tsarafihavy : dès ma naissance je suis esclave et l' on m' appelle : celui dont la venue est heureuse. [2.415 #571]
French interpretationOn donnait ce nom à des enfants d' esclaves au service d'une famille, parce que l' événement était heureux pour les maîtres. [2.415 #571]

Proverb 4Miangatra kosa ny velona raha ny maty no anaterana afo! [2.558]
Miangatra kosa ny velona raha ny maty no aterana afo. [2.415 #2765]
Miangatra kosa ny velona raha ny maty no ateran' afo. [2.165 #2116]
French translationLes vivants se moquent si c' est aux morts qu' ils apportent du feu. [2.165 #2116, 2.415 #2765]

Proverb 5Ny miangatra tsy misy fa ny tombo ho an-tena misy ihany. [2.165 #629, 2.558 #3142, 2.653 #2346]
French translationOn ne trompe pas (litt. on n' est pas partial) vraiment, mais on sait pourtant toujours prendre un peu plus pour soi. [2.165]

Index