Entry 1/3 |
miasa
(asa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | To work [1.2, 1.7]
|
| To till, to labour In the provinces it means to count. [1.2]
|
| To till the soil [1.7]
|
Explanations in French | Travailler la terre; travailler [1.8]
|
Examples |
1 | - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona.
[2.470]
|
2 | Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa.
[2.471]
|
|
Morphology |
Present : |
miasa |
Past : |
niasa |
Future : |
hiasa |
Imperative : |
miasà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
miasà
(asa)
|
Part of speech | imperative of active verb miasa
|
Examples | Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
[1.1]
|
|
Entry 3/3 |
miasa
(asa)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in English | Sharpened, whetted. [1.2]
|
|