Entry | 1 teraka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina) Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana |
Explanations in English |
4 [1.7] delivered of a child born |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] né 6 [1.3] qui a enfanté, accouché qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits 7 [1.8] qui a mis au monde un enfant qui vient de mettre bas 8 [1.196] (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets. 9 [1.405] [Sakalava-Mayotte] né |
Examples |
10 ny mponina tera-tany anefa vitsy [2.366#18] 11 fa izahay anie terak' ombi-manga [2.69#229] 12 hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro [2.606#182] 13 Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota [2.5] |
Vocabulary |
14 Biology 15 Zoology: (in general) 16 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 23 ary, foy, mahitamasoandro, vakymaso, foyelatra, latsakaantany, velombao, mifana, nitondrafolovolana, mivadijaza, mihetsijaza, tongaandro, tsyampyandro, tsytongavolana, afajaza, tsymanaotakalokely, vakymanta, manaootykely |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 41 Proverbs containing the word teraka |
Anagrams | 42 |
Updated on 2025/01/21 |