|
|
|
|

Entry1  fahaterahana
Root  2  teraka
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  the act or state of being born; birth [1.7]
Explanations in French  5  l'état de celui qui est né; naissance [1.8]
Examples  6  Saingy tsy maintsy ekena fa mahery noho izaho izany Olona izany : Aminy dia tsy misy ny Fotoana, izay refin' ny fahaterahana sy ny fahafatesana; [2.5#]
7  Fa alohan' ny fahaterahana kosa, raha mbola any an-kibo any ny zaza, dia ny Fitiavana sy ny Faniriana no lamba natao fitafiny sy fiandrasana azy. [2.245#]
Analogs  8  fiterahana

Updated on 2023/01/06