|
|
|
|

Entry1  fahaterahana
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7] the act or state of being born; birth
Explanations in French  4  [1.8] l'état de celui qui est né; naissance
Examples  5  [2.5#] Saingy tsy maintsy ekena fa mahery noho izaho izany Olona izany : Aminy dia tsy misy ny Fotoana, izay refin' ny fahaterahana sy ny fahafatesana;
6  [2.245#] Fa alohan' ny fahaterahana kosa, raha mbola any an-kibo any ny zaza, dia ny Fitiavana sy ny Faniriana no lamba natao fitafiny sy fiandrasana azy.
Root  7  teraka
Analogs  8  fiterahana

Updated on 2024/12/12