|
|
|
|

Entry1  tera-mena
Elementary words  2  teraka, mena
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1]
Examples  5  Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny [2.895#]
6  ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69#]

Anagrams  7  temerana, tera-mena

Updated on 2023/05/13