|
|
|
|

Entry1  miteraka
Root  2  teraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo?
Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao
Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany
(vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao
Explanations in French  5  [1.13] accoucher, enfanter, vêler, engendrer
6  [1.405] [Sakalava-Mayotte] accoucher
Examples  7  Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324]
8  Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5]
Vocabulary  9  Biology
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word miteraka

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21