Entry |
mamotsy
(fotsy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1]
|
Explanations in English | To whiten. [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Blanchir [1.8]
|
Examples | Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho.
[2.649]
|
Morphology |
Present : |
mamotsy |
Past : |
namotsy |
Future : |
hamotsy |
Imperative : |
mamotsia |
|
Compound words |
|
|