|
|
|
|

Entry1  mamotsy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra
Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to whiten.
Explanations in French  5  [1.8] blanchir
Examples  6  [2.649#] Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho.
Root  7  fotsy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Anagrams  13  atsimom, mamotsy, matsoim

Updated on 2025/01/21