Entry |
tapotsiny
|
Elementary words | ; fotsy |
Part of speech | noun and pronoun
|
Explanations in Malagasy | Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin' atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany) Ny fotsifotsy ao amin' ny maso [1.1]
|
Explanations in English | The white of an egg; the white part of wood [1.7]
|
Explanations in French | Le blanc d'oeuf; la partie blanche d'un rondin de bois [1.8]
|
Examples | tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika.
[2.48]
|
Other spellings |
|