Entry | 1 fotsiana |
Root | 2 fotsy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao 5 Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1] |
Explanations in English |
6 to be made white. [1.2] 7 to be whitened [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on blanchit [1.8] |
Morphology |
|
Other spellings | 13 fotsina |
Anagrams | 14 asafonti, atsofany, fotsiana, itsofana, safotany, safotina, tsofanay |
Updated on 2023/01/20 |