|
|
|
|

Entry1  tadiavina
Root  2  tady
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io
Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao
Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo
Explanations in English  5  [1.2] to be sought for, to be looked for.
6  [1.7] to be sought, to be looked for
Explanations in French  7  [1.8] qu'on cherche
8  [1.13] inconnue
Examples  9  Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [2.472]
10  Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! [2.4]
Vocabulary  11  Mathematics
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  zahana, karohina
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word tadiavina

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21