Entry (1/2) | 1 hetaheta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po |
Explanations in English |
4 [1.7] thirst |
Explanations in French |
5 [1.8] soif |
Examples |
6 Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao. [2.117#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word hetaheta |
Entry (2/2) | 16 hetaheta |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in English |
18 [1.7] strong desire |
Explanations in French |
19 [1.8] désir ardent |
Examples |
20 Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena. [2.356#] |
Vocabulary |
21 Emotions |
Updated on 2023/09/29 |