|
|
|
|

Entry1  mangetaheta
Root  2  hetaheta
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala
Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io
Explanations in English  5  [1.7] to be thirsty, ardently desirous
Explanations in French  6  [1.8] avoir soif
Examples  7  Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#]
8  Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena. [2.285#]
9  Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy. [2.69#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mangetaheta

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21