Entry (1/2) | 1 kamboty |
Root | 2 boty |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo 5 Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [1.1] |
Explanations in English |
6 an orphan [1.7] |
Explanations in French |
7 orphelin [1.8] |
Examples |
8 Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana fa izay adala ariana avokoa [2.131] 9 Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 asorotanitsisatry |
Analogs | 16 somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso |
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word kamboty |
Entry (2/2) | 25 kamboty |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196] |
Vocabulary |
28 Botany |
Anagrams | 29 kamboty, kimbato |
Updated on 2023/05/21 |