|
|
|
|

Entry (1/5)1  boty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] lalana tery

Entry (2/5)4  boty
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  [1.1] kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty
Compound words 

Entry (3/5)9  bôty
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Bezanozano] mahantra, ory, botry

Entry (4/5)12  boty
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.10] iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty.
15  [1.78] [Sihanaka] kamboty
Explanations in French  16  [1.19] [Tankarana] orphelin
veau pour sacrifice
Derivatives 
17  Names :
Synonyms  18  bôty

Entry (5/5)19  boty
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Tanosy] votsy

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/28