Entry | 1 ondrikely kamboty |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo |
Elementary words | 4 ondry, kamboty |
Synonyms | 5 ondrikely malahelo |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |