|
|
|
|

Entry1  nenina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny
Fibebahana amin' ny hadisoana natao
Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy
Explanations in English  4  [1.2] regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka.
5  [1.7] regret
Explanations in French  6  [1.8] regret, remords
Examples  7  na tany aho na tsy tany
tsy ho kely be nenina moa hianao?
[2.131]
8  Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583]
Vocabulary  9  Emotions
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Analogs  13  mitohy sakay, mitohy fangoka, fay, nahita faisana, mibarara, enjehin' ny fieritreretana, manongo tena, mitomany tena, mandray ny kiho, mitsapa farahatoka, manaiki-molotra, mijery soratr' omby an-tanàna
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word nenina

Anagrams  20  inenan, nenain, nenina, ninena

Updated on 2023/08/11