Entry 1/5 |
fay
|
Part of speech | participle
|
Explanations in Malagasy | Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony
[1.1]
|
Explanations in English | Sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [1.2]
|
| Sickened, disgusted, forewarned by past experience [1.7]
|
Explanations in French | Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [1.3]
|
| Dégoûté par une expérience fâcheuse [1.8]
|
Morphology |
Present : |
fay |
Past : |
fay |
Future : |
ho fay |
Imperative : |
faiza |
|
Derivatives |
|
|
Entry 2/5 |
fay
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [1.13]
|
Explanations in French | Lime [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry 3/5 |
fay
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
|
Explanations in French | Faille [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Analogs |
etry ~
tresaka |
|
Entry 4/5 |
fay
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
Karazana trondro [1.78]
|
| Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [1.1]
|
Explanations in English | A kind of fish with a rough skin [1.2]
|
Vocabulary |
|
Entry 5/5 |
fay
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in English | [Provincial]
Rough [1.2]
|
Derivatives |
|