Entry |
etry
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny [1.1]
|
Explanations in English | Humbled [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on abaisse, qu'on humilie [1.8]
|
Derivatives |
|
Entry |
etry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fitambotsorana na fidinana ho amin' ny ambany sy ny iva Fanivaivana, fanazimbana [1.1]
|
Explanations in French | Abaissement, affaissement, tassement, diminution en hauteur, en grade, en rang; humiliation [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
etry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
|
Explanations in French | Faille [1.13]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
etry,
etrin',
etrin-,
etrim- |
|
Analogs |
fay ~
tresaka |
|
Entry |
etry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
Lambahoany, kitamby, salaka [1.78]
|
| [Taisaka, Tanala]
Fehinkibo [1.78]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Ceinture [1.82]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
etry,
etriko,
etrinao,
etriny,
etrintsika,
etrinay,
etrinareo,
etrin',
etrin-,
etrim- |
|
|