|
|
|
|

Entry1  aetry
Root  2  etry
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona
5  Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1]
Explanations in English  6  to be reduced in rank, to be humbled [1.7]
Explanations in French  7  qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3]
8  qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8]
Examples  9  ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry. [2.996]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word aetry

Anagrams  15  aetry, areti, arety, ateri, atery, ietra

Updated on 2023/01/19