Entry | 1 mietry |
Root | 2 etry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miletsy, mifatratra: Mietry ny tokotany [1.1] |
Explanations in English |
5 to decrease in honor, to go down in rank or status [1.7] |
Explanations in French |
6 s'abaisser, déchoir; s'affaisser [1.8] |
Examples |
7 Hazo kely atsinanan'Angavo ka indray mietry indray misavoana varavaran'Andriambolamena ka intelo miditra toy ny akanjo mpandrafitra arivo toa ny fanantana. [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mietry |
Anagrams | 14 mietry, mitery |
Updated on 2023/09/25 |