Entry | afa-nenina | |
Elementary words | afa- ; nenina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [1.1] | |
Explanations in English | Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina [1.2] | |
Proverbs | Proverbs containing the word afa-nenina | |
Anagrams | afa-nenina, ifanenana |
Updated on 2023/11/24 |