Entry | 1 voatsiary |
Elementary words | 2 voa, tsy, ary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.3] fruit qui n'existe pas impossible 5 [1.196] (de voa : fruit ; tsy : négation ; et ary : créé, auquel Dieu a donné naissance). Ce nom signifie littéralement : « fruit imaginaire », « qui n'a pas été créé ». C'est une expression très curieuse employée surtout dans les contes et les légendes. [Merina] |
Examples |
6 voatsiary ilaiko aminao izany; [2.69#288] 7 Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voatsiary. [2.293#21] 8 Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao. [2.996#49.019.021] |
Updated on 2023/12/17 |