Entry |
dombo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy maranitra: Dombo ny antsinao Donto ny lohany: Fantsika dombo [1.1]
|
| Tsy maranitra [1.13]
|
Explanations in English | Blunt, dull on the edge [1.7]
|
Explanations in French | émoussé, usé, obtus Figuré: discrédité, annihilé, qui a fait son temps, tombé en défaveur [1.3]
|
| Obtus, émoussé [1.8]
|
| émoussé [1.13]
|
Examples |
1 | Toa dombo koa ialahy ity.
[2.4]
|
2 | Dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra.
[2.285]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Analogs |
malombo |
Proverbs |
|