|
|
|
|

Entry1  manadombo
Root  2  dombo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatonga hodombo, tsy maranitra: Ny vato no nanadombo ny antsy
5  Mahadonto: Ny hakamoana no nanadombo ny sainy
6  Mahatonga ho tsy tiam-bahoaka, mangidy hoditra: Ny fihinanam-bahoaka no nanadombo io mpitondra io [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  andomboam, manadombo

Updated on 2023/01/05