|
|
|
|

Entry1  voadombo
Root  2  dombo
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
5  [2.285] Tonga dombo na tsy maranitra ka tsy afa-miasa intsony
Explanations in French  6  [1.3#113] émoussé, discrédité, annihilé
Examples  7  Kanefa, mampalahelo, fa io fomba fisainana miorina amin' ny zava-misy sy azo tsapain-tanana io indrindra no voadombo. [1.317#]
Synonyms  8  donombo

Anagrams  9  bodomavo, voadombo

Updated on 2023/01/20