|
|
|
|

Entry1  zafy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy
4  Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1]
Explanations in English  5  A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2]
6  a grandchild [1.7]
Explanations in French  7  petit-fils, petite-fille [1.54]
8  Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3]
9  petit-enfant [1.8]
Examples  10  Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48]
Vocabulary  11  Relationships: family
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word zafy

Updated on 2023/06/08