|
|
|
|

Entry1  zafy tsy havana
Elementary words  2  zafy, tsy, havana
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy [1.1]
Explanations in French  6  parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus [1.3]

Updated on 2023/01/22