Entry | 1 zafikely |
Elementary words | 2 zafy, kely |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.5] petit-fils, petite-fille, petits-enfants |
Examples |
5 Efa tsy ho hitany ihany, hono, izay zafikely avy amin' ny naterany, ka ny zana-badiny efa vonona tahaka ny an-dRasoa izao no hotiaviny. [2.470] 6 Hamantatra izay nanjo anay no anton-diany, dia hijery izay fasana nety nandevenana ny zanaka na ny zafikely. [2.356] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |