Entry | zafy tsy torana | |
Elementary words | zafy ; tsy ; torana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1] | |
Explanations in French | Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415] | |
[ zafitsitorana ] Tous les petits fils éloignés [1.54] | ||
Vocabulary | Relationships: family | |
Updated on 2023/01/22 |