Entry (1/2) | 1 vazo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1] |
Examples |
4 tsy vazo tsy tiako hianao ka hofohaziko manga-bodi-lanitra? [2.131] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 6 vazo |
Part of speech | 7 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
13 Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word vazo |
Anagrams | 17 vazo, voza, zavo, zova |
Updated on 2023/11/25 |