|
|
|
|

Entry1  tanantsotro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fitoerantsotro mihantona; haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin' ny andry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy
Elementary words  4  tanana, sotro
Compound words 
Proverbs  6  Proverbs containing the word tanantsotro

Updated on 2024/12/07