Entry | 1 tanàna aolo |
Elementary words | 2 tanàna, aolo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 the ruins of a village or town [1.7] |
Explanations in French |
5 ville ou village abandonné [1.3] 6 ruines d'un village [1.8] 7 [tanàna haolo] village en ruine, abandonné [1.5] |
Examples |
8 Ny tanàna aolo koa no isan' izay mahafinaritra azy [1.353] 9 Ary raha ota fady ny tany, dia izao kosa no fanaia fady ataon' ny olona sasany : Alaina ny omby fòtsy loha sy ny toaka roa tavoahangy ka entin' izy tompon-tany any an-tendrombohitra, na any amin' izay tanàna aolo [2.857] |
Updated on 2023/11/20 |