Entry | 1 valin-tanàna |
Elementary words | 2 valy, tanàna |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fomba fifanampiana fahiny tamin' ny aga teo amin' ny fokonolona: nfàsâ ho an' ny olona iray ny olona rehetra ary dia nifandimbiasana niasana toy izany tsirairay avy ny olona tao an-tanàna ka ilay niasana androany dia namaly niasa ho an' ny hala kosa ny ampitso 5 [1.13] endrika fifanampiana aseho amin'ny alalan'ny asa ao anaty fiaraha-monina iray |
Explanations in French |
6 [1.13] entraide |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |