|
|
|
|

Entry (1/2)1  valy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana
Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao
Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao
Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay
Explanations in French  4  [1.3#806] réponse à une question, à une lettre, réplique
figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense
Examples  5  Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense) [1.3#806]
6  Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait) [1.3#806]
7  Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application) [1.3#806]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Synonyms  15  famerenana, setry, tsimbalivaly
Compound words 
Proverbs  31  Proverbs containing the word valy

Entry (2/2)32  valy
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  [1.78] [Tambahoaka] vady
Derivatives 
35  Names :
Compound words 

Anagrams  39  lavi, lavy, valy, vila

Updated on 2023/06/24