Entry | 1 valiana |
Root | 2 valy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Omena valiny (taratasy na fanontaniana): Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e! 5 Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao 6 Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word valiana |
Anagrams | 13 avalany, avilana, ivalana, lavanay, lavania, laviana, valanay, valiana |
Updated on 2023/01/20 |