|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamaly
Root  2  valy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara
Explanations in French  5  [1.3#806] Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes
Examples  6  Tsy namaly I Feno [2.472]
7  Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny [2.471]
8  Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy [2.324]
9  Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)20  mamaly
Root  21  faly
Part of speech  22  active verb
Explanations in English  23  [1.2] [Provincial] to shoot

Anagrams  24 

Updated on 2025/01/21