|
|
|
|

Entry1  mamaly bontana
Elementary words  2  mamaly, bontana
Part of speech  3  locution
Examples  4  Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy. [2.470]
5  Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472]

Updated on 2023/12/08