Entry | 1 famaly |
Root | 2 valy |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mamaly 5 Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao 6 Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1] |
Explanations in French |
7 ce qu'on peut répondre 8 manière de répondre [1.3] |
Examples |
9 Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 famaly, mafy la |
Updated on 2023/01/20 |