Entry | 1 tanàna masina |
Elementary words | 2 tanàna, masina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka |
Updated on 2023/11/20 |