|
|
|
|

Entry1  tanambokovoko
Elementary words  2  tanana, vokovoko
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+)
Explanations in French  5  [1.13] croix
Examples  6  Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia. [2.5#]
7  Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. [2.470#]
8  Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io. [2.895#]

Updated on 2024/12/07