|
|
|
|

Entry1  tanambokovoko
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+)
Explanations in French  4  [1.13] croix
Examples  5  [2.5#] Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia.
6  [2.470#] Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory.
7  [2.895#] Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io.
Elementary words  8  tanana, vokovoko

Updated on 2024/12/07